1. |
||||
BE KIBO SY BE LAMAODY
WELL-FED AND FASHIONABLE
Sakafo matsiro sakaiza tiako
Tasty food, my loving friend
Izay mandroaka no fahoriako
Those who are driven away are my suffering
Hiaraka isika hatraiza hatraiza
We will go together every one
Mpinamana isika sy mpisakaiza
We are friends and companions
Izay voninahitra tsy ahoako
Why concern myself with glory
Rehefa ny saosy no anoloako
If I have a meal in front of me?
Vorontsiloza mikaokaoka
Turkey singing
Tapaho ny tendany hataoko laoka
Kill it to be eaten
Marina mafy aho raha hitsaoka
I never truly escape
Fa haniko miditra sy mivoaka
I eat from beginning to end
Raha ny lamaody ary no lazaina
If I tell you about fashion
Izaho koa rangahy tsy hiala maina
I never hate it man
Fa io no zavatra tena tiako
I really love it
Na ny sakafo aza hiafiako
I cannot put it aside
Na misy laoka na tsy misy laoka
Whether there is meat or not
Tsy maintsy mipaozy aho raha hivaoka
I must be cute when I go out
Na fitafiana na maquillage
Like clothing and makeup
Mi-geste foana aho manao azy
I always act fashionably
Mijery fitaratra vao mivoaka
I look in the mirror before going out
Izay no mba tiako haseho vahoaka
That is what I want to show people
Mifandamina re! izy roa
Both are supporting each other
Fa ireo zavatra ireo samy mahasoa
Both are useful
Ekeko fa zavatra samy tsara
I know they are all good
Nefa tsinjovy ihany ny any afara
But you must look for tomorrow
Na ny lamaody na ny sakafo
Whether it is food or fashion
Lanjalanjao fa vidiana lafo
Balance it because they are costly
|
||||
2. |
Tafita - Tanora
03:06
|
|||
TANORA
YOUTH
Tanora ho aiza mantsy ianao satria ny gasikara miandry anao
Youth, where are you going? Your country is waiting for you
Mbola lavitra ezaka mantsy ny tanjontsika,ka tsy fantatra na ho rendrika na tafita
Our goal is still far away and we do not know if we will reach it or not
Satria ny tanjona ho kendrena dia ny hanasoa ny firenena
Because the goal is to do good for the nation
Ka mivondrona hiara-hiasa fa ny fitiavan-tena tsy lasa
So, work together, release selfishness
Satria mbola misy ihany ireo Malagasy any ho any
There are some Malagasy
Mbola tsy mahatsiaro tena fa andevozin’ny fitiavan-tena
Who still act selfishly and are not convinced
Fa ireny no fahavalom-pirenena
They are destroying the world
Faizo amin’ny lalàna hahatsiaro tena
Punish them by law to make this known
Eny misaotra Anao ry Ray, Ianao no mitantana anay
Yes, thank you Father, you are our leader
Misaotra an’i Jesoa Kristy fa Izy no nitantana ny dia
Thanks to Jesus Christ as He guides our way
Raha sendra ianao ka mahatsiaro ,ireo mpiasa no hafaro
If you remember, send a message to all the workers
Tapitra teo ny anjaranay,hametraka ny veloma izahay
Our turn is finished, we say good bye
Tsy hoe veloma mandrakizay fa mandra-panoratra indray.
It is not forever but until the next letter
Raha ohatra ka sitraka ilay hira sy vazo izay natao
If the song and praise are appreciated
Na tanora ianao, na fotsy volo,ndao hiaraka hitehaka daholo.
Though you have youth or grey hairs, let us all clap our hands.
|
||||
3. |
Salohy - Salohy
04:15
|
|||
SALOHY
EAR
Salohy mitondra fiainam-baovao
Ear bringing new life
Eo amin’ny tontolo misy anay
In our worlds
Famerenana ny maha-olona no atao
Restoring human value
Ankohonana fanantenana vao
Household and new hopes
Tsy ny hahazo bebe kokoa
It is not to have more
Fa fiainan’ny mpiray tampo
It is life between siblings
Dia ny hitombo bebe kokoa
It is to be more
Izay no tarigetranay
That is our goal
Salohy miombona miara-mientana
Ear in unity and mobilized together
Hitombo hatrany ho tafita
Will always grow to be successful
Fiaraha-monim-pitiavana mizara amin’ny hafa
Community of compassion, sharing with others
Anjara adidy tsy azo ialana
It is our duty that cannot be ignored
Tompo o arovy ny ezaka atao
God! protect the efforts we are doing
Raiso an-tanana ny fikambananay
Take our community in your hands
Atolotray am-pifaliana , am-pitiavana
We offer it with joy, with love
Ho voninahitrao mandrakizay
As your forever glory
|
||||
4. |
||||
TANORA MIDERA
YOUTH PRAISE
Indret izahay midera mankalaza
Here we are and praise
Na tao an-davaka aza izahay navotanao indray
Even if we are in a hole, You have saved us again
Aoka ny masontsika ho maontina
Let our eyes be wise
Ny tanantsika hatoky , ary ny lelantsika ho marina,Ny fontsika hadio
Our hand be trusty and our tongue be truthful , our heart be clear
Mahaiza mitondra tena ho mariky ny fahendrena
Carry ourselves well for proof of wisdom
Ary mitondra fandresena ho an’ny Firenena
And bring victory for the country
|
||||
5. |
Canal - Ny Any Aminay
02:49
|
|||
NY ANY AMINAY MANTSY RA OLONA
IN OUR PLACE, PEOPLE
Ny any aminay mantsy ra Olona
In our place, people
Ny any aminay mantsy ra Olona
In our place people
Tanana kely toa miray io mafinaritra
Our small beautiful home seems to be united
Tanana kely toa miray io mafinaritra o!o!o!o!
Our small beautiful home seems to be united o!o!o!
A! tany ao avaratra ao ary hoy aho tananan’ireo vazaha x2
Ah! Strangers live in the north
A!tsy kely tsy lehibe hoy aho fa izy dia milanja basy x 2
Ah! I tell you both small and big carry guns on their shoulder
Boum lehibebe hitangoronan fa ilay kelikely handosirana
People gathered but they fled from the little party.
Ny any aminay mantsy ra Olona
In our place, people
Ny any aminay mantsy ra Olona
In our place people
Tanana kely toa miray io mafinaritra
Small beautiful home seems to have harmony
Tanana kely toa miray io mafinaritra o!o!o!o!
Small beautiful home seems to have harmony o!o!o!
A! tany oa atsimo ao ary hoy aho tananan’ny Betsileo x2
Ah! The Betsileo tribe lives in the south
A!tsy kely tsy lehibe hoy aho fa izy dia milambahoany x 2
Ah! I tell you both small and big wear clothes of ”Lambahoany”
Boum lehibebe hitangoronana fa ilay kelikely handosirana o!o!o!
People gathered but they fled from the little party.
Ny any aminay mantsy ra olona
In our place, people
Ny any aminay mantsy ra olona
In our place, people
Tanana kely toa miray io mahafinaritra
Small beautiful home seems to have harmony
Tanana kely toa miray io mahafinaritra o!o!o!o!
Small beautiful home seems to have harmony o!o!o!
Kopakopa-tanana e!sisa hifanaovana
Flapping hand is the only done (remnant)
Kopakopa-tanana e!sisa hifanaovana
Flapping hand is the only done
Ouh!O! Ouh!O!aaaaaaaah sisa hifanaovana.
Ouh!O!Ouh!O!aaaaaaaah is the only done.
|
||||
6. |
||||
ANDRIAMANITRA
GOD
Andriamanitra indreto ny tananay izay mifandray
God there are relying hands
Ho mariky ny fo mifankatia sy finoana iray
To prove loving hearts in each other and one faith
Tsy mba manana heloka andolom-po toy ny lasa ireny
There are not sins within the heart as before
Fa iray vatsy sy iray aina araky ny teny
But only one bread and one breath according to the word
Mamy tokoa re izany tia rehefa tena tia
Oh, it is so sweet to love if it is true
Fa ny fihavanana ao aminao mampiaradia e
We walk together in relationship
Ouh! Ouh! Zany ka tena fitiavana
Oh ,oh that is true love
Eny e! zany ka tena fitiavana
Eh ,eh that is true love
Mandrakizay ny fitiavany
His love is everlasting, forever
Mandrakizay ny fitiavany
His love is everlasting, forever
Ka ho mandrakizaay ny fihavananay
His unity endures forever
Miara- mizotra indray ny kalisy iray
Drink of one cup together
Tianay e!maminay e!tianay e!ny fiangonana maminay.
We love and adore the church as we love
Ny any aminay mantsy ra Olona
Our place and our people
|
||||
7. |
||||
IZAY MAHAVANGIVANGY TIAN-KAVANA
THOSE WHO OFTEN VISIT LOVE THEIR RELATIVES
Yeeeeh! Eeeeeh Izay mahavangivangy tia havana
Yeeeeh! Eeeeeh!those who often visit love their relatives
Yeeeeh! Eeeeeh Izay mahavangivangy tia Havana
Yeeeeh! Eeeeeh!those who often visit love their relatives
Ny tsikitsikinao la olo mahavelovelom-bolo oh!izay mahavangivangy tia Havana ah!
People, your smiling faces bring refreshment oh! those who visit love their relatives ah!
Ny tsikitsikinao la olo mahavelovelom-bolo oh!izay mahavangivangy tia Havana ah!
People, your smiling faces bring refreshment oh! those who visit love their relatives ah!
Eeh!Eeh!Legona ah! Ah!Ah!eh!eh!Nahoana?
Eeh!Eeh! boy ah! Ah!ah!eh!eh! why?
Eeh!Eeh!Legona ah! Ah!Ah!eh!eh!Nahoana?
Eeh!Eeh! boy ah! Ah!ah!eh!eh! why?
Lalao ranomasina ny Tsaiky eh!eh!eh! Lalao ranomasina ny Tsaiky eh!eh!eh!
Children play in the sea eh!eh!eh!children play in the sea eh!eh!eh!
Kanefa ah!izay mahavangivangy tia Havana
But who often visit love their relatives, who often visit love their relatives
Izay mahavangivangy tia Havana
Those who often visit love their relatives
Eeeeeh!Eeeeeh!Izay mahavangivangy tia havana
Yeeeeh! Eeeeeh!those who often visit love their relatives
Eeeeeh!Eeeeeh!Izay mahavangivangy tia Havana
Yeeeeh! Eeeeeh!those who often visit love their relatives
Ny tsikitsikinao Cherie mahatehotehotia ,Izay mahavangivangy tia Havana
Dear, your smile is inspiring, those who often visit love their relatives
Eeh!Eeh!Legona ah!ah!ah!eh!eh! nahoana?
Dear, your smile is inspiring, those who often visit love their relatives
Eeh!Eeh!Legona ah!ah!ah!eh!eh! nahoana?
Eeh!Eeh!boy ah!ah!ah!eh!eh! Why?
Lalao diavolana ny ankizy eeeh! Lalao diavolana ny ankizy eeeh!
Eeh!Eeh!boy ah!ah!ah!eh!eh! Why?
Nefa a!izay mahavangivangy tia Havana
Children play under moonlight eeeh! Children play under moonlight eeeh!
Izay mahavangivangy tia havana
Those who often visit love their relatives
|
||||
8. |
Tafita - Zori Zety
03:17
|
|||
ZORI ZETY
Zorizety e! Zorizety e! Zorizety e!
Zorizety, Zorizety.
Hiaraka aminay andeha ve aroky?
Will you go with us?
Zorizety e! Zorizety e! Zorizety e!
Zorizety, Zorizety.
Hiaraka aminay andeha ve aroky?
Will you go with us?
(Ao Mahazoarivo) Ao Mahazoarivo akia zorizety ny tanananay
(In Mahazoarivo) our home is in Mahazoarivo dearest Zorizety
(Tafo bozaka ny trano) Tafo bozaka ny trano kely akia Zorizety fa vitanay milay
(Thatched roof) it is small house of thatched roof but well-built dearest Zorizety
(Ao Mahazoarivo) Ao Mahazoarivo akia Zorizety ny tanananay
(In Mahazoarivo) our home is in Mahazoarivo dearest Zorizety
(Tafo bozaka ny trano) Tafo bozaka ny trano kely akia Zorizety fa vitanay milay
(Thatched roof) it is small house of thatched roof but well-built dearest Zorizety
Zorizety e! Zorizety e! Zorizety e!
Zorizety, Zorizety.
Hiaraka aminay andeha ve aroky?
Will you go with us?
Zorizety e! Zorizety e! Zorizety e!
Zorizety, Zorizety.
Hiaraka aminay andeha ve aroky?
Will you go with us?
|
||||
9. |
Migasy - Veloma
02:25
|
|||
VELOMA
GOODBYE
Raha handao anareo e
If I leave you
Ka hametra-beloma e
And say good bye
Sanatri tsy handao korana
I hate to leave this good conversation
Fa miandry ny asa any an-tanàna
But the work is waiting at home
Avy aty vao hitoto vary
We will grind the rice
Hatr’aty vao hatsaka rano
Will fetch water
Avy aty vao hamaky kitay
And break the firewood
Mametr-beloma aminao ry Dada
Good bye Father
Mametra-beloma aminao ry Neny
Good bye Mother
Mametra-beloma aminao Razoky
Good bye my older siblings
Mametra-beloma aminao Razandry
The same to you my younger ones
Mametra-beloma aminao ry Koto
See you little boys
Mametra-beloma aminao ry Kala
Until next time little girls
Mametra-beloma amintsika jiaby
Good bye to all of you
A an! an! ,A an! an!
|
||||
10. |
||||
VENTSON’NY KAMBOTY
ORPHAN SONG
Ventson’ny fotoana ve no manam-pihovana
Take time and decide to make a change
Sa inona ry lahy no tena marina
Or what the truth really is
Toa hafahafa saina ny olombelona ankehitriny
Nowadays, people are so strange
Sa ve nanjavona ny marina
Or the truth has disappeared
Zavatra tsy misy no matetika miseho
Impossible things are often happening
Ambara hiara mahalala
Let it be known
Fa ny tany fandalovana ny lanitra honenana
That Earth is a passage and Heaven is to remain
Ka sambatra izay manam-pandeferana
So happy, those who are patient
Raha manana antokona ny tena
If you have something to share
Nahoana ireo mahantra raha jerena
Why don’t you look to the poor?
Manam-pandeferana,mandefitra mazava
Be patient and clear
Ny lanitra ao ambony anie mitazana
Heaven above can see
Zava-bitanao na ny ratsy na ny tsara
Good or bad things you have done
Voasoratra ka tsy azonao ho lavina
It is written, and do not deny that
Zavatra tsy misy no matetika miseho
Impossible things are often happening
Ambarako hiaraha-mahalala
Let it be known
Fa ny tany fandalovana ny lanitra honenana
That Earth is a passage and Heaven is to remain
Ka sambatra izay manam-pandeferana
So happy, those who are patient
Manam-bola be ianao razoky
You have much money Man
Nahoana raha jerena ireo kamboty
Why don’t you look to the Orphan?
Manam-pandeferana ,mandefitra aman-kavana
Have patience with the relatives
Ny lanitra ao ambony anie mitazana
Heaven above can see
Zava-bitanao na ny ratsy na ny tsara
Good or bad things you have done
Voasoratra ka tsy azonao ho lavina
It is written, and do not deny that
Zavatra tsy misy no matetika miseho
Impossible things are often happening
Ambaraka hiaraha mahalala
Let it be known
Fa ny tany fandalovana ny lanitra honenana
That Earth is a passage and Heaven is to remain
Ka sambatra izay manam-pandeferana
So happy, those who are patient
|
||||
11. |
||||
IMAINTSOANALA
GREEN IN THE FOREST
O! O!
Eh!eh!
Ry ala maintso mangina O! O!
Ny zavaboary dia ziana a! a!
Tano ny lamba fa milaila a!a!
Dia aoka isika mba hirahina a! a!
O, the green silent forest
Nature is fruitful
Keep the clothes because it is shaking
And then let us be one.
|
||||
12. |
Abraham - Dada! Neny!
04:11
|
|||
DADA! NENY!
DAD, MOM
I Dada ô! I Neny ô! Isaino ary koa hevero
Dad, Mom think about this question
I Zoky ô, I Zandry ô! Henoy ka diniho kely
Older and younger siblings hear and think about
Ilaina ve ny famonjena ,raha mbola velon’aina sa
Do we need salvation while we are still alive?
Hoy ianao andraso fa mbola lava be ny andro
You say wait because life will be still long
Indro ny Tompotsika efa mitsangana eo ambaravarana ka mandondona
Behold, God is standing at the door and knocking
Ka vohay ny fonao hidirany ,fa te-honina Izy hiara-hisakafo aminao
Open your heart to let Him in, He would like to share the meal with you
Koa meteza ianao hampandroso Azy e
And to walk through life with you
Zokiolona nofidiana izahay ka andao hiaraka aminay
Accept to let Him in
Misy matsy milaza fa tokony havela io Andriamanitra io
We are a community of elderly, come with us.
Efa fantany hatry ny ela , lazainy fa fandemena ny saina ka tsy azo ekena
Someone said that we do not need God
Lazainy fa fahadalana ka tokony ialana
They have believed this for a long time, but that is a deception. Release it.
Lazainy fa zava-poana, tsy miady amin’ny fandrosoana
They said that is insane, but let that go.
Ka aiza ny hevitrao ô lazao
They said that it is nothing, and that it is not going well with the development of our nation.
Zokiolona maka namana izahay ka andao hiaraka aminay
But what is your opinion? Tell me.
Ny anay Zokiolona izao lazainay mazava tsara
We are aging people who search for friends, so come with us.
Na ho mora na ho sarotra tsy hiala amin’Andriamanitra ny zavatra
As elders, let it be known through the best and the worst, we would never leave God
Tsy tanty matsy ny ho voaheloka ho faty koa izay no handraisanay ny famonjena ho anay
We would not be sentenced to death, so we choose salvation
Tsy miraviravy tananafa antoky ny ho avy io ka ho tazomiany mandrakizay
We do not hesitate because that is the basis of the future, which is ours forever
Zokiolona maka namana izahay ka andao hiaraka aminay
We are aging who search for friends so come with us
|
If you like Voices of Unbound, you may also like:
Bandcamp Daily your guide to the world of Bandcamp