Sakafo matsiro sakaiza tiako
Tasty food, my loving friend
Izay mandroaka no fahoriako
Those who are driven away are my suffering
Hiaraka isika hatraiza hatraiza
We will go together every one
Mpinamana isika sy mpisakaiza
We are friends and companions
Izay voninahitra tsy ahoako
Why concern myself with glory
Rehefa ny saosy no anoloako
If I have a meal in front of me?
Vorontsiloza mikaokaoka
Turkey singing
Tapaho ny tendany hataoko laoka
Kill it to be eaten
Marina mafy aho raha hitsaoka
I never truly escape
Fa haniko miditra sy mivoaka
I eat from beginning to end
Raha ny lamaody ary no lazaina
If I tell you about fashion
Izaho koa rangahy tsy hiala maina
I never hate it man
Fa io no zavatra tena tiako
I really love it
Na ny sakafo aza hiafiako
I cannot put it aside
Na misy laoka na tsy misy laoka
Whether there is meat or not
Tsy maintsy mipaozy aho raha hivaoka
I must be cute when I go out
Na fitafiana na maquillage
Like clothing and makeup
Mi-geste foana aho manao azy
I always act fashionably
Mijery fitaratra vao mivoaka
I look in the mirror before going out
Izay no mba tiako haseho vahoaka
That is what I want to show people
Mifandamina re! izy roa
Both are supporting each other
Fa ireo zavatra ireo samy mahasoa
Both are useful
Ekeko fa zavatra samy tsara
I know they are all good
Nefa tsinjovy ihany ny any afara
But you must look for tomorrow
Na ny lamaody na ny sakafo
Whether it is food or fashion
Lanjalanjao fa vidiana lafo
Balance it because they are costly
credits
from Madagascar,
released September 29, 2014
Group name: Migasy (Be Malagasy)
Songwriter: Rasoamananoro Justine
Guitar, vocals: Andriasitohaina Claude Michel
Vocals: Rasoamananoro Justine
Guitar, Vocals: Rakotoarisoa Jean Fleurisse
Vocals, percussion: Andrianomenjanahary Hery Jean Baptiste Marcel
Strut’s new compilation documents the maloya scene on Réunion Island from the mid-‘70s; compiled by Réunionese DJ duo La Basse Tropicale. Bandcamp New & Notable Jul 4, 2017
The sounds of daily life from Mauritania and Mali, recorded from 2009-2012, help bring the vibrant Sahel region abroad. Bandcamp New & Notable Feb 21, 2018