Abraham - Dada! Neny!

from by Voices of Unbound

/
  • Streaming + Download

    Includes high-quality download in MP3, FLAC and more. Paying supporters also get unlimited streaming via the free Bandcamp app.

      name your price

     

lyrics

DADA! NENY!
DAD, MOM
I Dada ô! I Neny ô! Isaino ary koa hevero
Dad, Mom think about this question
I Zoky ô, I Zandry ô! Henoy ka diniho kely
Older and younger siblings hear and think about
Ilaina ve ny famonjena ,raha mbola velon’aina sa
Do we need salvation while we are still alive?
Hoy ianao andraso fa mbola lava be ny andro
You say wait because life will be still long
Indro ny Tompotsika efa mitsangana eo ambaravarana ka mandondona
Behold, God is standing at the door and knocking
Ka vohay ny fonao hidirany ,fa te-honina Izy hiara-hisakafo aminao
Open your heart to let Him in, He would like to share the meal with you

Koa meteza ianao hampandroso Azy e
And to walk through life with you
Zokiolona nofidiana izahay ka andao hiaraka aminay
Accept to let Him in
Misy matsy milaza fa tokony havela io Andriamanitra io
We are a community of elderly, come with us.
Efa fantany hatry ny ela , lazainy fa fandemena ny saina ka tsy azo ekena
Someone said that we do not need God
Lazainy fa fahadalana ka tokony ialana
They have believed this for a long time, but that is a deception. Release it.

Lazainy fa zava-poana, tsy miady amin’ny fandrosoana
They said that is insane, but let that go.
Ka aiza ny hevitrao ô lazao
They said that it is nothing, and that it is not going well with the development of our nation.
Zokiolona maka namana izahay ka andao hiaraka aminay
But what is your opinion? Tell me.
Ny anay Zokiolona izao lazainay mazava tsara
We are aging people who search for friends, so come with us.
Na ho mora na ho sarotra tsy hiala amin’Andriamanitra ny zavatra
As elders, let it be known through the best and the worst, we would never leave God
Tsy tanty matsy ny ho voaheloka ho faty koa izay no handraisanay ny famonjena ho anay
We would not be sentenced to death, so we choose salvation
Tsy miraviravy tananafa antoky ny ho avy io ka ho tazomiany mandrakizay
We do not hesitate because that is the basis of the future, which is ours forever
Zokiolona maka namana izahay ka andao hiaraka aminay
We are aging who search for friends so come with us

credits

from Madagascar, released September 29, 2014
Group name: Abraham
Songwriter: Marthe Rasoazanany

Choir:
Rafarasoa, Raharisoa Lalao Seraphine, Rahasimbola Madeleine, Rakotondrasoa Noël I, Rasoazanany Berthe, Ravaomanana, Razafindramanana Juliette, Razanamahasoa Meltine, Razanamanana, Thérèse Razanamalala, Bernadette Ranoromalala, Rahelisoa, Raivo Marcelline, Rakotonandrasana Jean Louis, Rameriarisoa Marie Jeanne, Razafimalala Noeline, Razafinravao, Hélène Raharimalalanirina, Suzanne, Rasoaniaina, Hélène Razanadrafara, Emilienne Razanamalala, Justine Razafiarisoa, Perline Rasoamalala, Perline Razanamandroso, Berthe Razanadrasoa, Celestine Razanamaro, Rakotondrasoa, Marie Henriette Razafindranoro, Ravaoarisoa, Berthine Rasoanirina, Henriette Mboara, Michel Rakotosolofo, Esther Razafiarisoa, Jeannine Razafindrasoa, Raivomanana Ernestine, Razafiarisoa Félistine, Juliette Razanamiarana, Marie Claire Razafindramanana, Ra-Jeanne, Ramavo Marie Thérése, Rakotonindrina, Rasoanarivony Beby, Razafindratsima Denise Faramalala, Razanantsoa, Salivony Berthe Elisabeth, Soamampionona Rabozaka, Razafindravao Ernestine, Randriatavy Jean Baptiste, Razafindrahasy Pierrette, Rasoanirina Héléne, Ravaonirina Christine, Ramanantenasoa Pierrette, Rakotoarisoa Delphin, Rakotondrasoa Noël, Razafindrafara Bernadette, Razanamandimby Marthe, Rabozivao Noeline, Razafinatoandro Lucienne, Rahasimbola, Ranomenjanahary, Blandine Razoeliarisoa, François Razafimamonjy, Marie Adèle Razafiarisoa, Rasoanasolo Isabelle, Razafindrahary, Razanadrasoa, Jeanne Marie Florence Feline Razafimanantsoa, Razafiarisoa Emilienne, Razafindramanana Marie Julienne, Henri Rakotosolofo, Ravaonomenjanahary, Suzanne Razanajaona, Razanadrasoa, Perline Razafiarisoa, Louise Rasoanasolo, Marguerite Ramboa, Marie Jeannette Rasendrasoa, Marovavy, Rasoanandrasana, Rasoazananivo Celestine, Razanamanga Angeline, Marcelline Razafindravao, Marie Jeannette, Razafimanantsoa, Ranjarimanana, Seraphine Raharivao, Marthe Raivo, Juliette Voahirana, Noëline Razafiarisoa, Marie Justine Rasoarimanana, Noeline Razanadrasoa, Berthe Ranoarisoa, Honorine Raharinjanahary, Martine Rasoanidrina, Georgine Razafindramanga, Hélène Razafindravelo, Razanabahoaka, Marthe Razafindranoro, Noelivao, Razanadrasoa, Jacqueline Rasoanirina, Marthe Rasoazanany, Pacquerette Razananaivo, Rabenoela, Celestine Ravaoarimanana, Christine Razanamalala, Gilbert Rasolofo, Ratovoson, Thérèse Ravaoarisoa, Marie Ravoahanginirina, Florent Randriamilanto, Louise Marie Razanabahoaka, Bernadette Rasoanandrasana, Georgette Ravaoarisoa, Razanajafy

tags

license

all rights reserved

about

Voices of Unbound Kansas City, Kansas

contact / help

Contact Voices of Unbound

Streaming and
Download help

Redeem code