Tanora ho aiza mantsy ianao satria ny gasikara miandry anao
Youth, where are you going? Your country is waiting for you
Mbola lavitra ezaka mantsy ny tanjontsika,ka tsy fantatra na ho rendrika na tafita
Our goal is still far away and we do not know if we will reach it or not
Satria ny tanjona ho kendrena dia ny hanasoa ny firenena
Because the goal is to do good for the nation
Ka mivondrona hiara-hiasa fa ny fitiavan-tena tsy lasa
So, work together, release selfishness
Satria mbola misy ihany ireo Malagasy any ho any
There are some Malagasy
Mbola tsy mahatsiaro tena fa andevozin’ny fitiavan-tena
Who still act selfishly and are not convinced
Fa ireny no fahavalom-pirenena
They are destroying the world
Faizo amin’ny lalàna hahatsiaro tena
Punish them by law to make this known
Eny misaotra Anao ry Ray, Ianao no mitantana anay
Yes, thank you Father, you are our leader
Misaotra an’i Jesoa Kristy fa Izy no nitantana ny dia
Thanks to Jesus Christ as He guides our way
Raha sendra ianao ka mahatsiaro ,ireo mpiasa no hafaro
If you remember, send a message to all the workers
Tapitra teo ny anjaranay,hametraka ny veloma izahay
Our turn is finished, we say good bye
Tsy hoe veloma mandrakizay fa mandra-panoratra indray.
It is not forever but until the next letter
Raha ohatra ka sitraka ilay hira sy vazo izay natao
If the song and praise are appreciated
Na tanora ianao, na fotsy volo,ndao hiaraka hitehaka daholo.
Though you have youth or grey hairs, let us all clap our hands.
credits
from Madagascar,
released September 29, 2014
Group name: Tafita (Accomplishment)
Songwriter: Soloniaina Randriatahiana
Vocals: Razafimahatratra
Vocals: Rijanandriamamelona Jassy Tiana
Banjo, vocals: Soloniaina Randriatahiana
Banjo, vocals: Razafimanantsoa Basile
Bass drum (Aponga), vocals: Ranaivomanantsoa Nicolas
Snare drum (Langoroana), vocals: Raherison Jean Claude
Strut’s new compilation documents the maloya scene on Réunion Island from the mid-‘70s; compiled by Réunionese DJ duo La Basse Tropicale. Bandcamp New & Notable Jul 4, 2017
The sounds of daily life from Mauritania and Mali, recorded from 2009-2012, help bring the vibrant Sahel region abroad. Bandcamp New & Notable Feb 21, 2018